Bosco est l’un des fabricateurs de pirogues en fibre à Mananjary. Avec 25 mètres de longueur, une pirogue pesant environ 40 tonnes peut prendre jusqu’à 4 semaines pour la construire. Ces dernières sont destinées à transporter des passagers ou des marchandises tout au long du canal de Pangalanes. Une fois fonctionnelles, des convoyeurs et mécaniciens s’occupent de sa bonne marche pendant le trajet.
Iray amin’ireo mpanamboatra ireny lakana vita avy amin’ny fibre lehibe ireny ao Mananjary i Bosco. 25 metatra eo ny halavany ary mahazaka entana milanja hatramin’ny 40 taonina eo ny lakana iray vitany mandritra efatra herinandro na mihoatra kely. Natao hitaomana entana sy mpandeha mampiasa an’iny lakandranon’I Pangalana iny ireo lakana amboariny. Any anatiny any kosa indray misy ny mekanisianina manokna miandraikitra ny fampandehanana tsara azy ireo eny an-dà lana.