COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Ministère de la Jeunesse et des Sports
L’événement Youth Corner a attiré de nombreux jeunes au stade Barea Mahamasina

Que retenir de l’événement Youth Corner ?

« Youth Corner », un événement organisé par le ministère de la jeunesse pour rapprocher les jeunes avec des opportunités de stages, d’emplois, de formations et de vie associative. Suite à cet événement, est-ce que le ministère a atteint son objectif ? Qu’est-ce qui est à améliorer ? Tsikitsiky Razanamasy, directrice de la jeunesse au ministère va répondre à ces questions dans un premier temps. Ensuite, découvrons ensemble l’Institut le Capricorne avec sa fondatrice, docteur Nina Iharimalala, c’est un institut de formation spécialisé dans le développement rural.

Studio Sifaka · 2023-08-17 Fandaharana KETRIKA SY KANDRA

« Youth Corner », hetsika iray nokarakarain’ny ministeran’ny tanora, mba hanomezana ny tanora ireo soa fanararaotra mikasika ny fianarana asa, ny fitadiavana asa, ireo fiofanana ary ny fiainana anaty fikambanana. Tao aorian’io hetsika io, nahatratra ny tanjony ve ny ministera ? Inona ireo fanatsarana ho an’ny andiany manaraka ? Hamaly ireo fanontaniana ireo ao amin’ny tapany voalohany i Tsikitsiky Razanamasy, izay talen’ny tanora ao amin’ny ministera. Avy eo kosa isika dia hahafantatra bebe kokoa ny Institut le Capricorne miaraka amin’ny mpanorina azy, doktera Nina Iharimalala, toeram-piofanana misahana manokana ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra izy io.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter