Le projet IRF Tanora consiste à impliquer les jeunes au niveau des Fokontany dans la mise en place et la consolidation de la paix. 14 jeunes volontaires ont été sélectionnés pour collaborer avec des jeunes leaders, issus de chaque arrondissement, pour sensibiliser leurs pairs à cette fin. Ces jeunes sont motivés par la volonté d’apporter une contribution pour leurs quartiers respectifs. IRF Tanora est un projet mis en Å“uvre par l’Unicef, Pnud et  Fnuap et est financé par le Fonds des Nations Unis pour la consolidation de la paix. Â
Ny Tetikasa IRF Tanora dia miompana amin’ny fampandraisana andraikitra ny tanora eny ifotony amin’ny fametrahana fandriam-pahalemana eto Antananarivo. Misy tanora 14 nosivanina manerana ny boriboritany ho mpirotsaka an-tsitrapo hanatanteraka izany. Miara-miasa amina tanora mpitarika indray izy ireo izay hanentana ny tanora namany eny anivon’ny fokotany. Izy ireo izay mahafantatra tsara ny zava-misy iainan’ny tanora eny an-toerana. Tetikasa PBF vola izy ity na ny Fonds des Nations Unis pour la consolidation de la Paix ary iarahan’ny UNICEF, ny FNUAP ary ny PNUD manatanteraka.