Le fer est utilisé pour la construction, la décoration et des outils utiles aux quotidiens. Dans notre émission Ketrika sy Kandra d’aujourd’hui, nous allons écouter l’entretien avec un apprenti de l’ouvrage métallique dans la première partie. Et dans la deuxième partie, un chef d’atelier d’ouvrage métallique et enseignant au lycée technique va nous donner plus d’explication sur le métier d’un ferronnier.
Ilaina amin’ny fanamboarana trano, haingo isan-karazany sy fitaovana fampiasa andavanandro ny vy. Ato anaty fandaharana Ketrika sy Kandra dia iresaka amina tanora iray mianatra asa momba ny fanamboarana sy fikirakiraina vy isika ao amin’ny tapany voalohany. Ao amin’ny tapany faharoa kosa dia iresaka amina tompon’andraikitra mitantana orinasa vy sady mpampianatra teknika.