Au Pair est une occasion de faire un échange culturel avec une famille à l’étranger, pour les jeunes filles de 18 à 26 ans. Les jeunes filles aident dans les travaux domestiques et apprend la langue locale pendant 1 an en échange de l’hébergement chez la famille d’accueil. Deraina Fitia, une jeune Au Pair en Allemagne partage son voyage et comment elle a fait. Ravoniarison Lucas, président de l’association des jeunes parlant l’Allemand à Madagascar, donne plus d’explication sur le contrat Au pair.
Ny Au Pair dia tetikasa ahafahan’ny tovovavy 18 hatramin’ny 26 taona mifanakalo kolontsaina any ivelany. Mipetraka amina fianakaviana iray izy ireo ary mianatra ny teny eo amin’ilay firenena mpandray mandritra ny herintaona. Manampy amin’ny asa madinidinika ao an-trano ho takalon’ny fampiantranoana azy. Mizara ny fomba nandehanany sy ny diany tany Allemagne i Deraina Fitia, tanora Au Pair. Manazava misimisy kokoa ny fifanarahana Au Pair i Ravoniarison Lucas, filohan’ny fikambanan’ny tanora miteny alemana eto Madagasikara.