La culture de black Eyes se fait trois fois par an à Ambatoboeny. C’est une culture à cycle court car une saison se fait juste 2 mois et demi. Actuellement, le rendement diminue comparant à ceux d’il y a 20 ans. L’augmentation du prix des pesticides, le problème de semence et le manque d’eau en sont les principales causes. Depuis deux ans, les opérateurs n’exportent plus directement vers l’Europe. L’exportation passe d’abord par l’Asie. Andrianarivo Edvin et Ratsirahonana Ditra, planteurs et opérateurs de black eyes à Ambatoboeny, nous donnent plus d’informations sur cette filière.
Mamboly lojy mainty maso in-telo isan-taona ny tantsaha any Ambatoboeny. Voly fanondrana haingam-piakatra izy io satria roa volana sy tapany dia vokatra. Mihena ny famokarana raha oharina tamin’ny 20 taona lasa noho ny fiakaran’ny vidin’ny fanafody, ny olana eo amin’ny masomboly ary ny rano. Tsy manondrana mivantana any Eropa intsony ihany koa ireo tantsaha fa mandalo mpanelanelana dia ireo firenena any Azia. Manazava momba io seha-pihariana io i Andrianarivo Edvin sy Ratsirahonana Ditra, mpandraharaha momba ny lojy any Ambatoboeny.