Les clients qui confient leurs postes radios à réparer deviennent de plus en plus nombreux selon un technicien d’un atelier d’appareil électronique à Ambohijatovo. L’invasion des JBL et auto radio sur le marché en est la principale raison. Ils sont plus pratiques et moins chers par rapport aux mini chaine de marque. Un employé de l’atelier répare 4 à 5 radios par semaines.
Une radio commerciale est financièrement indépendante. Les spots publicitaires et les émissions payantes en sont les principales sources de revenus. La création d’une antenne radio coute environ 250 000 d’ariary. Une fois mis en place, le cout de la Jirama, le loyer ainsi que les salaires des personnels sont les principales dépenses mensuelles.
Mihamitombo hatrany ireo mpanjifa tonga manamboatra radio eo amin’ny orinasa iray eo Ambohijatovo raha oharina amin’ny tany amin’ny 10 taona lasa. Ireo radio carte sy auto radio izay be mpampiasa ankehitriny sady mora vidy kokoa oharina amin’ny radio « mini chaine » taloha no anton’izany. Manamboatra radio 4 hatramin’ny 5 isan-kerinandro eo ny mpanamboatra iray ary ny piesy mampaneno azy indrindra matetika no mila soloina.
Orinasa mampidi-bola sy mamelon-tena ny onjam-peo iray, raha tsy miankina amina fikambanana manokana. Ny dokam-barotra, ny vidina fandaharana no fampidiram-bola ho ana radio iray. Ankoatra ny fananganana azy izay manodidina ny 250 0000ar dia fandaniana avoakan’ny orinasana radio isam-bolana kosa ny Jirama, ny hofantrano, ny karaman’ny mpiasa sy ny sisa.