Un historien n’est pas une personne qui mémorise les grandes dates ayant marqué une époque. Un historien est une personne qui analyse et fait des recherches du passé pour comprendre le présent. Cela demande une mentalité particulière. Les explications avec Alex Randriamahefa, un jeune historien.
Tsy izay nianatra tantara ka mahatadidy vanim-potoana no atao hoe mpahay tantara. Ny mpahay tantara dia mikaroka ny zava-misy tany aloha  entiny hanazavana ny ankehitriny. Noho izany misy toe-tsaina manokana takiana raha te hikandra amin’io sehatra io.  Izay no hazavain’i Randriamahefa Alex, tanora mpahay tantara.