On peut sauver les animaux en danger sans être vétérinaire. Il y a des associations qui s'en occupent. Elles se chargent du sauvetage, du soin puis de la recherche d'une famille d’accueil pour ces animaux. Comme le cas de l’association Animal Voice Madagascar.
Tsy voatery ho mpitsabo biby vao afaka miketrika sy mikandra na mikarakara ireny biby ireny. Misy ireo fikambanana mandray an-tanana azy ireo ka manampy amin’ny fitsaboana, manavotra ary mitady olona afaka hampiantrano ireo biby ireo. Toy ny Animal Voice Madagascar.