En plus d'être artiste, Mirado est aussi un défenseur des droits des enfants, et travaille étroitement avec l'UNICEF. Il se place comme porte-parole des enfants et se bat pour leur éducation.
Ankoatran'ny maha mpihira an'i Mirado dia mpiaro ny zon'ny ankizy ihany koa izy ary miara-miasa akaiky amin'ny UNICEF. Mijoro ho feon'ny ankizy izy, hampita ny fitarainana sy ny fangatahan'izy ireo, sy manosika azy ireo amin'ny fianarany.