COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Koalabray
Fabrication d’un tawashi bicolore.

Le tawashi : une alternative à l’éponge

Reportage : En matière de reboisement ou d’agriculture, en général, l’étude du terrain avant la culture et le suivi sont deux conditions nécessaires à la réussite. A Madagascar, le manque de précision par rapport à ces études est, en partie, à l’origine des échecs de certains projets de reforestation. Afin d’y remédier, les jeunes de Drone for Development (D4D) proposent de mettre la technologie au service de l’environnement. Avec des drones high tech offrant une vue aérienne détaillée des terrains à cultiver, la précision en matière de culture est à portée de main explique Samuel Andrianjafy, chargé de communication.

Interview avec l’économiste Ralalason Jarus qui nous fait découvrir le concept de « taxe pigouvienne », dont le principe est de faire payer des taxes supplémentaires aux entreprises pollueuses de l’environnement ainsi qu’à leurs consommateurs.

DIY : L’éponge, un objet pourtant indispensable au quotidien, s’avère être un pollueur silencieux car sa fabrication nécessite une quantité déraisonnable de ressources et d’énergies. Le « tawashi » est une alternative possible à cela. Il s’agit d’une sorte d’éponge fabriquée à partir de tissus récupérés.


Studio Sifaka · 2021-09-01 HIAKAN'NY TONTOLO - TAWASHI

Fanadihadiana : Eo amin’ny tontolon’ny fambolen-kazo sy ny fambolena amin’ny ankapobeny dia fepetra ilaina amin’ny fahombiazana ny fanaovana fanadihadiana mialoha ny hambolena sy ny fanaraha-maso ny voly aorian’izany. Eto Madagasikara moa, isan’ny tsy mampahomby ny famerenana ny ala ny lesoka mahakasika ireo fanadihadiana ireo. Mba hitondràna vahaolana amin’izany, manolo-kevitra ireo tanoran’ny Drone for Development (D4D) ny hampiasàna ny teknolojia hiarovana ny tontolo iainana. Ny fampiasàna « drones » avo lenta mandrakitra an-tsary mazava tsara ny toe-tany ohatra dia manampy ialàna amin’ny andrakandrana ka manampy amin’ny fahombiazan’ny fambolena hoy Andrianjafy Samuel, tompon’andraikitry ny serasera.

Tafatafa : Etsy ankilany, manazava ny atao hoe « taxe pigouvienne » ny mpahay toe-karena Ralalason Jarus. Karazana haba aloan’ireo orinasa mamokatra singa mandoto ny tontolo iainana sy ireo mpanjifa izany izy io.

DIY Ny « éponge », izay fitaovana ilaina amin’ny fiainana isan’andro dia isan’ny manimba moramora ny tontolo iainana satria mandany akora sy angovo betsaka ny fanamboarana azy. Azontsika asolo izany ny « tawashi ». Karazana « éponge » vita amin’ny lamba tonta na efa niasa izy io.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter