Reportage: À Madagascar, l’industrie du textile compose près de 50% des industries existantes. Ces dernières polluent de plus en plus et ne compensent que très modérément la pollution qu’elles génèrent. Un responsable auprès de l’Office National pour l’Environnement nous explique les étapes à suivre avant, pendant et après l’installation d’une usine ainsi que les sanctions qui pourraient s’appliquer en cas d’infraction.
Interview avec la Directrice de Reboisement et de la Gestion des Paysages et des Forêts auprès du MEDD, Razafindrahanta Hanitrinaina, qui propose des solutions durables face à l’exode environnemental à Madagascar. Elle évoque la prise en charge des déplacés environnementaux en vue de promouvoir la sécurité. Elle fait aussi état du projet  « ceinture verte » pour protéger les cultures contre les tempêtes de sable dans le Sud.
DIY: Le réfrigérateur est réputé pour être pollueur de couche d’ozone. Le réfrigérateur du désert, lui, constitue une alternative idéale car il ne produit pas de gaz à effet de serre. Il consiste à superposer deux pots en terre cuite et de verser du sable mouillé entre les deux. Il peut donc être utilisé partout. À essayer.
Fanadihadiana : Misehatra amin’ny fanamboarana lamba avokoa ny 50%n’ ireo ozinina vaventy mijoro eto Madagasikara. Mitombo ny fandotoana aterak’izy ireo, kanefa tsy maharaka izy ireo amin’ny fanarenana izany fandotoana izany. Rehefa hanangana orinasa na ozinina goavana dia misy ireo dingana tsy maintsy arahina hampanajana ny resaka fiaraha-monina sy ny tontolo iainana. Manazava ny antsipirihan’izay ny tompon’andraikitra iray eo anivon’ny sampana miaro ny tontolo iainana (ONE).
Tafatafa : Manome soso-kevitra maharitra manoloana ny fifindra-monina noho ny fahasimban’ny tontolo iainana ny tale misahana ny fambolen-kazo sy ny fitantanana ny sahan’ala, Razafindrahanta Hanitriniaina. Miresaka ny fandraisana an-tà nana ireo mpifindra monina mba tsy hitsofoka any anaty ala sy hanimba izany izy. Ny fanaovana izany hoy izy no hampanjaka ny fiaraha-monina sy hampipetraka ny fandriam-pahalemana. Nanamafy ihany koa izy fa mandroso ny tetikasa « ceinture verte » entina hiarovana ireo toerana tsy ho safotry ny fasika sy ny tsiomena ao atsimo.
DIY : Malaza ho manimba ny sosona « ozone » ny fampiasana vata fampangatsiahana noho izy mamoaka entona mandoto. Azo ialana anefa izany : ny sinibe tamimanga dia azo avadika ho vata fampangatsiahana tsy mila herin’aratra. Sinibe roa mifampiditra no ilaina ary fasika vonton-drano no asesika manelanelana azy mba itazomana ny hatsiaka ao anatiny. Azo ampiasaina na amin’ny toerana tsy misy herin’aratra ary.