Reportage :
Madagascar participe à la COP 26, à Glasgow, en Écosse. Le pays sera représenté par notre délégation étatique et celle issue des organismes non gouvernementaux et du secteur privé. À l’occasion de ce grand rassemblement international, Madagascar va plaider pour la justice climatique en tant que victime de ce phénomène, affirme le directeur Général de la Gouvernance Environnementale du ministère, Rakotoarisoa Jean Noel. Le Dr Michel Omer Laivao, point focal national de la convention sur le changement climatique, nous explique les détails importants sur la COP, en mettant en relief la forme de négociation qu’il y aura lieu et les aboutissements.
Interview :
Le Directeur de Reboisement et de la Gestion des Paysages et des Forêts au sein du ministère de l’environnement, Razafindrahanta Hanitriniaina, abordera le thème de « Météo du feu » en tant que nouvelle stratégie de lutte contre les feux de brousse à Madagascar.
Â
Fanadihadiana :
Mandray anajara amin’ny fihaonambe mahakasika ny fiovaovan’ny toetrandro na ny COP 26 i Madagasikara amin’ny alalan’ny solontenam-panjakana sy solotenan’ny fikambanana na orinasa tsy miankina eo amin’ny sehatry ny fiarovana ny tontolo iainana. Mandritra io fihaonambe io no itondran’ny Madagasikara ny venti-keviny amin’ny maha mpizaka ny vokadratsin’ny fiovaovan’ny toetrandro antsika hoy ny tale jeneran’ny hay tondra ara-tontolo iainana, Rakotoarisoa Jean Noel. Ny tompon’andraikitry misahana ny fifanarahana iraisam-pirenena momban’ny fiovaovan’ny toetrandro, Laivao Michel Omer no hanazava amintsika ny fanazavana manan-danja ao anatin’ny fivoriam-be tahaka amin’ny COP indrindra ny fomba itondrana ny ady hevitra sy ny hiafarany.
Interview :
Hiresaka ny momban’izany « Meteo du feu », izay paikady vaovaon’ny entina miady amin’ny doro tanety, ny tale misahana ny fambolen-kazo sy misahana ny sahanala, Razafindrahanta Hanitriniaina.