COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Studio Sifaka
Peno Manitra (à gauche) a fait deux ans de recherche avant d'aboutir à des résultats positifs sur l'exploitation de la mouche soldat noire.

Quand la mouche n’est pas nuisible

Peno Manitra, Rija Rakotobe et Rija Navalona ont été rassemblés par la recherche autour d’un insecte, le black soldier fly ou la mouche soldat noire, une espèce d'insectes diptères de la famille des Stratiomyidae. Très riche en protéine, cet insecte pourrait substituer aux provendes et à l’alimentation animale dont la production est jugée polluante. Ils nous partagent le processus d’élevage pour un usage domestique, les apports nutritifs ainsi que les impacts de l’exploitation de cette mouche sur l’environnement.

Le concept de restaurant écoresponsable

Quelques astuces pour repenser la restauration afin de minimiser ses empreintes carbone :

  • Servez des plats de saison en utilisant les produits frais du jour, approvisionnés auprès de fournisseurs de proximité, un concept appelé des fournisseurs de kilomètre zéro.
  • Pour la cuisson, privilégiez fumage, saumurage, marinades ou fermentation,
  • Evitez le gaspillage.Par exemple, comme cela se fait en trash cooking, si vous avez des tomates trop mûres pour pouvoir être servies en salade, faites-en une sauce.
  • Installez une zone spéciale de recyclage et de compostage en cuisine.Séparez correctement les restes : les déchets biodégradables, les plastiques et les déchets toxiques, puis organisez-les.
  • Utilisez des produits de nettoyage sans composants chimiques : des produits sans agents polluants, aussi bien pour préserver l’environnement que pour éviter de nuire à la santé des clients.

Studio Sifaka · 2022-01-19 Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO_FIOMPIANA LALITRA

 

Black soldier fly: karazan-dalitra ahazoana proteina ho an’ny sakafom-biby

Natambatry ny fikarohana sy fitrandrahana lalitra mainty antsoina hoe black soldier fly i Peno Manitra, sy i Rakotobe Rija ary i Navalona Rija. Anisan’ny bibikely ahazoana tombony betsaka amin’ny asa fiompiana sy ny fanodinana fako ity lalitra ity.

Inona no atao hoe toeram-pisakafoana mikajy ny tontolo iainana na restaurant éco responsable?

Ny tanjona anatin’ny toeram-pisakafoana mikajy ny tontolo iainana na restaurant éco responsable dia ny hampihena faran’izay kely azo atao ny vokadratsy ateraky ny asany eo amin’ny tontolo iainana. Ireto misy teboka vitsivitsy manamarika azy :

  • Sakafo manaraka ny vanimpotoana no karakaraina, mba ahafahana mahazo vokatra vaovao foana. Rehefa fahavaratra moa dia betsaka tokoa ny safidy. Ary ezahana mba ho mpaninjara eo amin’ny toerana misy anao ihany no ividianana ny vokatra. Hampihenana ny fivezivezena amin’ny fiara izay miteraka fandotoana rivotra.
  • Ny fomba fahandro sakafo, kendrena mba ahazo vahana kokoa ny fandrahoana amin’ny alalan’ny entona, amin’ny alalan’ny fanamainana, ny fampiasana rano sy sira hanamasahana sakafo, ary ny fermentation. Ny tanjona dia ny hampihenana ny fampiasana herin’aratra, ny entona fandrehitra, ny harina, sns izay mandoto kokoa.
  • Fadiana ny fandaniandaniana foana. Ohatra, raha efa masaka loatra ny voatabia dia ampiasaina hanaovana saosy fa tsy hanaovana salade. Eo ihany koa ohatra ny fomba famoasana tongolo be, na ovy mba tsy ho be very.
  • Manaraka, efa betsaka no manao azy ity eto amintsika, ireo toeram-pisakafoanana manokana toerana kely ho fanodinana ireo fako na zavatra tsy miasa intsony. Hanavahana ireo fako tsy maintsy ho potika sy ireo mbola azo averina ampiasaina hanaovana zavatra hafa toy ny tavoahangy, plastika, sns.

Mampiasa akora fanadiovana sy fanasana tsy misy singa simika. Efa betsaka ireo savony na vovotsavony vita amin’ny akora natoraly ankehitriny, ao ihany koa ireo lamba ampiasaina mba tsy handaniana éponge be loatra. Misy akony tsara amin’ny tontolo iainana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter