Reportage : Le taux de réussite des actions de reboisement reste moyen à Madagascar : moins de 20% dans le sud, 40% sur les hautes terres et 50% dans l’ouest et 80% dans l’est. Assurer la survie de chaque jeune plant : l’association Green Art Soa, gérée par Mboahangy Andriamihamisoa, en a fait sa vocation. Il faut préparer les trous un an à l’avance afin de favoriser la vie souterraine, dit-elle, et faire un suivi sur les trois années suivantes. Aussi, chaque arbre est parrainé et est étiqueté au nom du parrain. Le suivi se fait via les réseaux sociaux pour ceux qui ne peuvent pas venir sur place.
Â
Interview : Rakotoarivelo Johary, jeune entrepreneur dans l’emballage biodégradable, lance une alerte quant à nos utilisations excessives des emballages en matières non-biodégradables. Il rappelle que ces derniers prennent 200 à 4000 ans pour se désintégrer, notamment ceux en plastique, en aluminium ou en verre, contre seulement 3 à 9 mois pour les emballages biodégradables. Selon lui, les gestes écologiques s’apprennent à l’école et doivent figurer dans le programme scolaire.
Â
DIY : Comment créer un petit jardin d’agrumes à la maison ? Mettez les graines d’agrumes (orange, citron, mandarine, pamplemousse) dans une pochette d’infusion usée. Placez-la dans un bocal, versez de l’eau sur le fond du bocal et fermez le couvercle. Après 10 jours, quand la première pousse apparaitra, transférez la pochette dans un vase rempli de terre et de fertilisant et arrosez-la régulièrement.
Â
Fanadihadiana : Mbola ambany ny taha fahaveloman’ireo hazo nambolena eto Madagasikara. Latsaky ny 20% izany any atsimo, 40% eto afovoan-tany, 50% ao andrefana. 80% kosa izany ao atsinanana. Asa anakiray manokana mihitsy ny fanaraha-maso ny zanakazo nambolena. Anisan’ny manao izany ny Green Art Soa, tantanin’i Mboahangy Andriamihamisoa. Taona iray mialoha dia omanina ny lavaka hoy izy, mba hahatonga azy ho masaka. Telo taona kosa no faharetan’ny fanaraha-maso manomboka eo amin’ny fotoana ambolena ny hazo. Olona na fikambanana no miantoka azy ireo ka ny zanakazo tsirairay dia misy ny anaran’izy ireo ho entina manamora ny fanaraha-maso. Ho an’ireo tsy afaka mankeny amin’ny toeram-pambolena hoy izy, dia afaka manao izany amin’ny alalan’ny tambazotran-tserasera. Tsara hoy i Mboahangy raha manana fahazarana mamboly ny tsirairay.
Â
Â
Tafatafa : Manentana ny isam-batan’olona sy ireo orinasa hampiasa ny fonosana mety levona na biodégradable i Rakotoarivelo Johary , tanora namorona ny Carton Mada, orinasa mamokatra fonosana « biodégradable ». 200 taona hatramin’ny 4000 taona vao levona ny akora toy ny plastika, aliminiaoma sy tavoahangy fitaratra hoy izy. 3 volana hatramin’ny 9 volana monja anefa izany ho an’ny akora mety levona. Tokony zarina hanao ireo fihetsika miaro ny tontolo iainana ny ankizy dieny mbola any an-tsekoly hoy i Johary.
Â
DIYÂ : Rehefa mihinana voankazo na legioma dia aza ariana intsony ny voany. Ny voasary ohatra dia azonao atao anaty fonosana vovoka dite avy nampiasaina na infusion. Tehirizo anaty bocal mando mandritra ny 10 andro. Rehefa mitsimoka izany dia afindrao anaty tavim-boninkazo ary andraso ahatratra 10 santimetatra vao ambolena eny an-tsaha.
Â