Reportage
L’inventaire biologique consiste à recenser les animaux et végétaux afin d’évaluer la qualité florale et faunique de la biodiversité. L’inventaire permet par la suite de prendre les décisions utiles pour la préservation des richesses naturelles. Comme la détermination d’une aire protégée, l’interdiction de l’exploitation etc. C’est après un inventaire des lémuriens que les scientifiques ont pu annoncer l’existence de 105 variétés à Madagascar dont 95% d’entre eux sont menacés. Tous les animaux dans une aire protégée sont généralement comptés tels que les micros mammifères, les insectes, les reptiles etc. afin d’estimer le fonctionnement de la chaine alimentaire. On prend en compte également les végétaux surtout ceux endémiques.
Interview
Le reboisement doit prendre en compte trois conditions : le climat, la précipitation et le type de sol. En général, les plantes introduites comme l’eucalyptus, le pin, les acacias poussent facilement partout mais envahissent les plantes autochtones. Marrino Rakotoarisoa, un botaniste nous explique ce fait et nous cite quelques plantes idéales pour les types de sol.
Astuce Jardinage
Les plantes idéales pour chaque type de sol.
Â
Â
Fanadihadihana
Ny fanisana biolojika dia natao hamantarana ny isa sy ny karazan’ireo biby sy zava maniry ao anaty ala ahalalana ny toetry ny ala, ny rohivoahary ary ny fahasalaman’ny natiora. Ny fanisana no ahafahana mandray fahapaha-kevitra momba ilay ala. Toy ny hoe mila tantanina sa mila arovana sa azo trandrahina aloha sy ny sisa. Ohatra : vokatry ny fanisana varika no ahitana karazana varika vaovao. Nahitana ihany koa fa misy karazany 105 ny varika eto Madagasikara ary ny 95 isan-jato no ahiana ho lany tamingana. Isaina ihany koa ny biby madinika mampinono hamantarana ny hamaroany satria mifampiankina ny biby noho izy ireo mifampihinana. Isaina kosa ny zava-maniry hamantarana ny isan’ny hazo mbola misy eto Madagasikara.
Interview
Miankina amin’ny karazan-tany, ny hafanana, ny toetr’andro ary ny rotsak’orana ny karazan-kazo tokony volena. Misy karazan-kazo maniry na aiza na aiza dia ireo hazo nampidirina toy ny kininina, kesika ary Accacia saingy mitroka rano be izy ireo no sady manimba ny hazo zanatany. Ireo hazo zana tany kosa dia mila mijery ny Faritra mety aminy manokana eto Madagasikara.
- Ireo hazon-drano toy ny kapokala kosa raha te hitazona rano.
- Ny karazana « légumineuse » no manatsara ny nofon-tany.
- Ny hazo be ravina sy hazo tanora no tena mety hanadiovana ny rivotra.
- Ny karazana « Faits divers » no mihazona ny nofon-tany indrindra amin’ny tany kisilasila.
Torohevitra
Ireo karazan-javamaniry mifanaraka amin’ny toe-tany ao an-jaridaina.