Reportage :
- Les producteurs et les commerçants de charbon écologiques  sont surtout présents en ligne ou auprès des associations environnementales. La vente de ce produit se fait par kilo. Les restaurateurs et les industries du savon restent les principaux consommateurs, les ménages particuliers sont encore rares. Mais selon un des producteurs, le nombre de demande a augmenté depuis l’année dernière, ce qui a fait augmenter la production.  Ils vendent également des matériels de production de charbon écologiques et  offrent des formations.Â
Interview :
- Rivonala Razafison , journaliste environnemental : les points importants à retenir sur le dernier rapport du GIEC ou Groupe d’Experts Intergouvernemental sur l’évolution du Climat.  -Tsiory Razafimanantsoa, réalisateur investi dans le thème de l’environnement.
Astuces :
-Comment réutiliser les chutes de tissus.
Fanadihadiana :
- Anjotra matetika no tena ahitana ireo mpivarotra arina ekolojika na eny amin’ireny fikambanana miaro ny tontolo iainana ireny. Mandeha amin’ny kilao ny famarotana azy. Mbola tsy maharisika ireo olontsotra hatreto hoy ireo mpamokatra, ireo toerampisakafoanana sy ireo indostria mpamokatra savony no tena manjifa. Efa mitombo kosa ny famokarana tao anatin’ny herintaona izay. Mivarotra fitaovana fanodinana ireo akora ho lasa arina ihany koa izy ireo ary manofana.
Resadresaka :
- Mpanao gazety mifantoka amin’ny tontolo iainana, Razafison Rivonala : ireo teboka mila fantarina ao anatin’ny tatitry ny GIEC na ny vondrona mpikaroka eo anivon’ny firenena mikambana mandinika momba ny fivoaran’ny fiovaovan’ny toetrandro.
-Razafimanantsoa Tsiory : mpanantontosa horonantsary fanadihadihana mifantoka amin’ny tontolo iainana.
Torohevitra :
-Fampiasana ireo ambin-damba sy poti-damba tsy ilaina intsony.