COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Georges Lissillour
Les Vezo, des pêcheurs côtiers semi-nomades vivant exclusivement de la pêche.

Pêche durable : assurer les besoins actuels et ceux des futures générations.

Reportage :

Madagascar compte près d’un millions de pêcheurs, selon les chiffres de la banque mondiale. Pourtant, nombreuses sont les pressions qui nuisent à leurs activités.  Parmi eux, la pêche abusive et l’utilisation des matériels non adéquats. De ce fait, les communautés locales et les associations de pêcheurs dans les côtes ont mis en place des règlements appelés « Dina » afin de remédier petit à petit à ces problèmes. Dasera, Jenny et Bako, sont membres de ces associations locales, ils témoignent de l’importance de l’efficacité des “Dina”. Leurs associations rejoignent le réseau Mihari. Un réseau qui aide ces associations à mieux gérer leurs ressources à travers des formations, des plaidoyers et des activités de conservation.  Le secrétaire exécutif, Solofo   Ralaimihoatra nous explique. 

ITW :

La pêche durable implique en général de laisser suffisamment de poissons dans l'océan afin que les personnes qui vivent de la pêche puissent subvenir durablement à leur besoin. Cela implique également de respecter l’environnement marine.   Parmi les solutions proposées et réalisées par le Blue Ventures, une organisation internationale de conservation marine, il y a la mise en place d’un modèle de gestion durable pour la population locale et les associations des pêcheurs.

Herizo Ravelomanana, chargé de projet au sein de Blue Ventures nous donne plus de détails.

DIY

OYA : un moyen d’arroser vos plantations en économisant plus d’eau.  

Studio Sifaka · 2022-06-15 Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO - PECHE DURABLE ET ECONOMIE BLEUE

Reportage :

1.5 tapitrisa mahery eo ny Malagasy mihary amin’ny sehatry ny jono eto Madagasikara raha ny isa navoakan’ny banky iraisam-pirenena tamin’ny taona 2021.  Maro ireo tsindry  manimba io sehatra io. Isan’izany ny fampiasana fitaovana tsy ara-dalàna sy ny fanaovana jono vaventy tsy ara-dalàna. Nametraka lamina ireo vondron’olona ifotony sy ireo fikambanan’ny mpanjono mba hitantana maharitra ireo harena an-dranomasina amin’ny fampiharana ny dina sy fametrahana tahirin-daoka. Mijoro vavolombelona amin’izany I Dasera, Jenny ary Bako, tompon’andraikitra fikambanana any amin’ny faritra avaratry ny nosy any. Mivondrona ao anatin’ny tambazotra Mihari ny fikambanana kely toa azy ireo. Ny tambazotra Mihari izay manome tantsoroka azy amin’ny alalan’ny fiofanana sy ady sisika maro isan-karazany, araka ny fanazavan’I  Ralaimihoatra Solofo, sekretera mpanatanteraka ao amin’ny tambazotra Mihari.

ITW :

Ny atao hoe jono maharitra dia fitantanana maharitra ireo harena an-dranomasina mba hahavita hiahy ny fiainany ny olona mihary amin’izany. Tanjona amin’izy io ny mba hahafahan’ny trondro mitombo ara-dalàna sy hiarovana ny toeram-ponenany.   Manoloana ireo tsindry manimba ny tontolo an-dranomasina sy hametrahana ny jono maharitra dia isan’ireo hetsika ataon’ny Blue Ventures ny famolavolana modely hahafahana mametraka fitantanana maharitra. Eo ihany koa ny fiadiana amin’ny jono vaventy tsy manara-dalàna, ny fanaraha-maso ny tahirin’ireo vondron’olona ary ny fampiroboroboana ny mangarahara mikasika ny jono.

Resadresaka niarahana tamin’I Ravelomanana Herizo, mpitantana tetikasa ao amin’ny fikambanana Blue Ventures. Ny Blue Ventures moa dia fikambanana iraisam-pirenena iray izay manampy ireo mpanjono sy miaro ny tontolo an-dranomasina.

DIY

OYA : Fikafika hanondrahana voly mba tsy handany rano be loatra. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter