REPORTAGE
Derrière un bouquet de fleurs se cache une industrie polluante. La production de fleurs est énergivore. Elle assèche des lacs, pollue la nappe phréatique et utilise beaucoup de pesticides et d’engrais chimiques sans parler du transport par avion, un mode de transport polluant. Le Pays Bas, le Kenya la Somalie sont les plus grands exportateurs de fleurs au monde.
Patrick Raharison et sa famille, eux, produisent des fleurs depuis une vingtaine d’années. Ils misent sur une technique « bio » et s’éloignent des pratiques nocives à l’environnement : tout se fait au naturel. Le transport se fait généralement à vélo et en « circuit court », car les fleurs sont vendues sur place ou dans la même région.
Selon « Magazine Science Advances », les insectes pollinisateurs disparaissent et la moitié des plantes à fleurs sont menacées d’extinction.
Â
INTERVIEW
Le spécialiste et guide anglophone, Alain Rakotonoely explique que Madagascar possède 307 espèces d’oiseaux endémiques dont 4 migrateurs. Ils migrent généralement pour assurer leur survie et leur nourriture. Ils viennent des îles voisines, des côtes africaines et d’Europe vers Madagascar où ils font refuges durant la saison des amours.
À cause du braconnage et du changement climatique, la migration est perturbée. Les réserves naturelles se voient vider de leurs oiseaux d’année en année, à l’exemple des Ankoay, qui ne sont plus visibles que dans 2 ou 3 localités. C’est pourquoi l’organisme Asity s’active pour les défendre.
Â
DIY
Comment protéger les arbres de son jardin des parasites ? Prendre un tissu usé, l’imbiber d’huile de cuisson, l’attacher sur le tronc pour empêcher les insectes et les parasites de passer. Ou bien peindre le bas du tronc avec une peinture blanche jusqu’à 1 mètre de hauteur. Et le tour est joué !
FANADIHADIANA
Mahafinaritra ery rehefa mifanolotra voninkazo iny isika ! Manimba tontolo iainana noho ny voly hafa anefa ny fambolena azy. Mampiasa rano be izy ary maharitra ireo lafidrano ao ambany tany, mampiasa zezika sy fanafodimbiby simika maro ihany koa ny fambolena vonikazo. Ankoatra izay, fiaramanidina no itaterana azy, izay fitaterana mandoto. Pays Bas, Kenya sy i Somalia ohatra no tena manao izany.
Miala amin’izay fomba izay anefa i Raharison Patrick sy ny fianakaviany. Manaja ny tontolo iainana sy amin’ny fomba natoraly no anaovany izany efa ampolon-taonany maro. Natoraly ihany koa ny zezika sy ny fanafodimbiby ampiasainy ary bisikileta no itaterany azy amin’ny ankapobeny, izay amidy eo amin’ny faritra misy azy ihany.
Noho ny fihenan’ireo bibikely mpanilaka, ahiana ho lany tamingana ny antsasak’ireo karazam-boninkazo misy eto ambonin’ny tany hoy ny « Magazine Science Advances ».
Â
TAFATAFA
Manazava ny mpahay voahary sy mpisera dia, Rakotonoely Alain hoe manana karazam-borona 307 i Madagasikara ka ny 4 amin’ireo no mpifindra monina. Avy amin’ireo nosy manodidina, Afrika atsinanana ary i Eoropa izy ireo no tonga eto mandritra ny fotoana fanarahana. Ny fihazana sy ny fiovan’ny toetr’andro hoy izy dia manakorontana izany fifindra-monina izany. Valan-javaboahary roa na telo sisa no ahitana ny sasany amin’izy ireo noho izany, anisan’izany ny Ankoay. Antony nananganana ny fikambanana Asity izay mandalina sy miaro ireo vorona maneran-tany, indrindra ny eto amintsika.
Â
DIY
Ahoana no hiarovana ireo hazo eo an-jaridaina amin’ireo bibikely sy ireo kakan-jila ? Alaina ny lamba efa tsy miasa, vontosana menaka fihinana ary afatotra amin’ny tahon’ny hazo mba hanakanana ireo bibkely tsy hiakatra eo amin’ny hazo. Na lokoina fotsy ny tahon’ny hazo hatramin’ny ahavo 1 metatra miala amin’ny tany. Tsotra kely !