COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Studio Sifaka
Les chutes de tissus sont réutilisées pour réduire les déchets

Comment une société de textile fait de la RSE ?

Reportage

La Responsabilité Sociétale des Entreprises est un acte volontaire des entreprises envers la société et l’environnement. Pour une société de textile à Ambatomaro, la RSE qu’elle adopte concerne la bonne gestion des matières premières pour éviter le gaspillage : les chutes de tissus passent au recyclage et les restes de fibres de raphia sont destinés à la formation des employés. Les machines industrielles utilisées sont les plus économiques, explique Falianja Manoarivelo Sariaka, Directeur RSE de l’entreprise.

Interview

La justice environnementale à l’échelle mondiale se manifeste par une compensation des pays pollueurs envers les pays qui en subissent. Le président de l’Alliance Voahary Gasy, Ndranto Razakamanarina explique ce phénomène.

Astuce

Gestion et réduction de déchets ménagères.

Actus

Préparation de la COP27 du 7 au 18 Novembre au Charm el-Cheikh en Egypte.

Studio Sifaka · 2022-10-19 Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO

Reportage

Ny tamberin’andraikitry ny orinasa dia fihetsika an-tsitrapo hataon’ilay orinasa amin’ny olona sy ny tontolo iainana manodidina azy manoloana ny asa ataony. Ho an’ny orinasa iray mpanjaitra lamba sy poketra dia ny fitsitsiana ny akora fototra ampiasaina no imason’izy ireo : ireo poti-damba dia ahodina hanaovana zavatra hafa, ireo tapatapaka rofia fanaovana poketra dia hanaovana fampianarana ara-kasa. Ankoatra izay dia ezahina ho milina mitsitsy herinaratra no ampiasaina, hoy ny fanazavan’i Falianja Manoarivelo Sariaka tale misahana ny Rse. Eo am-panomanana ny paikady nasionaly ametrahana ny RSE ny ministeran’ny tontolo iainana.

Interview

Ny rariny ara-tontolo iainana dia fanonerana ireo fandotoana nataon’ireo firenena mpandoto amin’ireo firenena iharana, manazava mikasika izay ny filohan’ny fikambanana Alliance Voahary Gasy, Ndranto Razakamanarina.

Astuce

Fitantanana sy fampihenana ny fako ao an-tokatrano

Actus

Eo am-panomanana ny COP 27 ny tompon’andraikitra amin’izao. Hatao any Charm el-Cheikh eny Ejipta ny 7 hatramin’ny 18 novambra izany. Hisy ny delegasiona malagasy hamonjy ny COP27 any an-toerana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter