Reportage
300 tonnes de déchets environ par jour sont jetés à Andralanitra Antananarivo. La hauteur monte jusqu’à 30 mètres. Ainsi, on observe en permanence des points de feux dans cet endroit, même si c’est interdit de brûler les ordures. Par conséquent, les fumées se propagent dans le village et les autres fokontany environnants. En 2012, la commune Urbaine d’Antananarivo a envisagé de déménager cette décharge dans un autre endroit mais jusqu’ici, rien n’est effectif. Le président du Fokontany Ikianja, Solo Andriamampianina a demandé une redevabilité contre la propagation de ces ordures.
Interview
La grêle est une sorte de précipitation non transformée en eau de pluie, faute de condition météorologique. Elle se manifeste surtout dans les zones en haute altitude. Le réchauffement climatique peut engendrer la formation des grêles.
Actus
- Madagascar a fini l’élaboration le document à présenter pendant la COP27
- Plus de 9000 hectares de forêts sont ravagées par le feu depuis le début d’année 2022
- 6 novembre 2022 : Journée Internationale pour l’environnement contre la guerre.
Reportage
Fako manodidina ny 300 taonina isan’andro no avarina eny Andralanitra. Efa mananika ny telopolo metatra ny ahavony. Tsy tapaka afo eny an-toerana na dia voarara aza ny fandoroana ireo fako ireo. Vokany,  setroka lava no iainan’ireo olona eny sy amin’ireo fokontany manodidina. Ny taona 2012 no efa nisy ny fikasana hanakatona ity toerana ity sy ny hamindrana izany any amin’ny toerana hafa, saingy mbola tsy tanteraka aloha izany hatramin’izao. Mangataka ny hametrahana fotodrafitr’asa ho onitr’izany kosa ny lehiben’ny fokontany Ikianja, Andriamampianina Solo.
Interview
Tsy mety mivadika rano ny rotsak’orana noho ny tsy fahampian’ny fepetra ara-toetr’andro. Antony mahatonga ny avandra, izany hoe tranga voajanahary. Amin’ny faritra avo matetika no misy avandra. Mety hahabetsaka azy ny fiakaran’ny hafanan’ny tany.
Actus
- Voarafitra tamin’ny faran’ny volana oktobra 2022 ireo fehin-kevitra ho aroson’i Madagasikara mandritra ny COP 27.
- Mahatratra 9000 hektara ny faritr’ala ravan’ny afo hatramin’ny fiandohan’ny taona 2022.
- 06 novambra : Andro iraisam-pirenena ho an’ny fiarovana ny tontolo iainana amin’ny ady.