COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Studio Sifaka
Culture de ramilamina chez Ramiandrisoa Eugène, à Manakambahiny Antananarivo

L’Azolla réduit l’utilisation des moyens chimiques dans l’agriculture et l’élevage

Reportage

L’azolla est une fougère d’eau douce, source de protéine naturelle pour les animaux. Ramiandrisoa Eugène cultive de l’azolla en pleine ville pour les volailles et le bétail à la place des provendes. L’azolla est aussi riche en azote. Ramilijaona Ravo le mélange avec d’autres engrais naturels qu’il utilise.

Interview

Le séisme est un phénomène naturel dû à la structure géologique du sol, explique le docteur Andriamiranto Raveloson, responsable du laboratoire sismologie de l’IOGA. Cette manifestation résulte également du bombardement nucléaire ou pilonnage rocheux à la surface de la terre par les êtres humains.

Mot du jour

La biomasse fait partie des énergies renouvelables, un gaz naturel obtenu à partir des déchets organiques.  

Studio Sifaka · 2023-03-01 Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO - RAMILAMINA

Reportage

Azo atao sakafom-biby ny ramilamina amin’ny maha protéine natoraly azy. Mamboly izany eo antokotaniny i Ramiandrisoa Eugène, omeny ny akoho sy ny ombiny ary tsy mihinana provandy intsony izy ireo. Mampitombo aingana ireo biby fiompy izany no sady tsy mandany vola. Mamboly ramilamina toy izany ihany koa i Ramilijaona Rano, afangaro zezika satria betsaka azote manafaingana ny voly ny ramilamina

Interview

Mety ho voajanahary noho ny firafitry ny tany ao ambany ny horohoron-tany hoy ny dokotera Raveloson Andriamiranto, mpitantana ny laboratoara sismologie ao amin’ny IOGA. Mety ho avy amin’ny olombelona ihany koa anefa, vokatry ny fanapoahana nokleary sy fanapoahana vato ety ambonin’ny tany.

Teny azavaina

Biomasse : angovo azo avaozina avy amin’ny akora biolojika toy ny zava-maniry

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter