COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Studio Sifaka
Les membres de Sahanala bénéficient de soins gratuits grâce à la vanille

SAHANALA améliore la santé des agriculteurs grâce à l’exportation de vanille

REPORTAGE

SAHANALA a construit 25 centres de santé dans plusieurs régions et offre des soins gratuits à ses 12 000 agriculteurs membres grâce à son RSE Santé, issue de l’exportation de vanille.

Cette façon de faire a permis de traiter les maladies courantes mais aussi d’améliorer la santé des femmes et des enfants. Il a été plus facile de lutter contre le coronavirus et la rougeole qui ont sévit dans notre pays.

INTERVIEW

Le climat change. Conséquences : l’agriculture est aussi poussée à s’adapter. De nombreux agriculteurs et techniciens se sont donc réunis à la "Foire Internationale de l'Agriculture 2022" pour échanger sur les améliorations à faire. Tout commence par la sélection des semences. Puis le raccourcissement du calendrier cultural et enfin l’amélioration de la gestion d’eau. Des techniques qui ont déjà porté leur fruit pour le riz, les céréales et l’oignon.

DIY

Fabriquer un balai à partir de bouteilles plastiques usagées. Découpez la bouteille usagée en "rasta". Enfoncer sa bouche sur un manche à balai usagé. Fixez avec des clous.

Studio Sifaka · 2022-09-28_Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO - RSE SAHANALA - CULTURE & CHANGEMENT CLIMATIQUE

FANADIHADIANA

Nanangana toeram-pitsaboana 25 manerana ny nosy ary mandray an-tanana maimaimpoana ireo tantsaha 12.000 mahery mikambana ao aminy ny SAHANALA. Ny vola azo avy amin’ny fambolena sy fanondranana lavanila no anaovana izany, izay miverina mivantana amin’ireo tantsaha ny tombony. Ankoatra ny fitsaboana ireo aretina mahazatra sy ny fanatsarana ny fahasalaman’ny vehivavy sy ny zaza, afaka niady tamin’ny valan’aretina coronavirus sy ny kitrotro nisy teto amintsika ihany koa izy io noho izay fomba fiasa izay.

TAFATAFA

Miovaova ny toetr’andro. Voatery miova manaraka izay koa ny fotoam-pambolena. Tantsaha sy teknisianina maro no nikaon-doha nandritra ny “Foire Internationale de l’Agriculture 2022” mba hidinika ireo fanatsarana atao iatrehana izany. Safidiana ireo masom-boly mahazaka ny fiovan’ny toe-trandro, afohezina sy akisaka ny fotoam-pambolena. Hatsaraina ny fitantanana ny rano. Ireo no anisan’ny tapaka tao ary efa nahitam-bokany teo amin’ny sehatry ny voly vary, voamaina ary tongolo.

DIY

Fanamboarana kifafa gasy vita amin’ny tavohangy plastika efa niasa. Tetehina atao “rasta” ny tavoahangy efa niasa. Atsofoka amin’ny vavany ny tahonà kifafa efa niasa. Fehezina amin’ny fantsika. Azo ampiasaina avy hatrany ary tsy mila manapaka hazo vaovao intsony.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter