COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Studio Sifaka
Le logo d’Imaitso Angovo, le producteur de biogaz de Soavinandriana

Imaitso Angovo : le biogaz made in Soavinandriana

REPORTAGE :

Ricky et sa famille sont producteurs de biogaz dans la commune de Mananasy, à Soavinandriana. Du gaz propre, stockable et respectueux de l'environnement. Déchets de fruits et légumes, herbes et crottes d’animaux, tout peut être transformé en biogaz. Une énergie abondante et gratuite d’après Ricky. Selon lui, agir ainsi évite l'utilisation du charbon de bois et la coupe des forêts. Aujourd’hui, le Biogaz de Ricky a de plus en plus de demandeurs, ce qui lui a permis de monter son entreprise « Maitso Angovo » (Énergie Verte).

INTERVIEW :

Herilaza Thierry, responsable au sein de l'association Planète Urgence parle de leurs projets menés à Madagascar pour répondre à la dégradation de l'environnement. La sauvegarde des forêts de tapia dans la région d'Itasy, habitat naturel des vers à soie sauvages, figure parmi l’une de leurs priorités. L’association apprend aussi les communautés locales (VOI) comment mieux protéger les forêts de tapia à travers des activités communes et des formations.

DIY : Comment fabriquer une dentifrice écologique ? Mélangez argile, bicarbonate de sodium, arôme menthe avec un peu d’eau suivant la dose prescrite. Gardez dans un endroit frais et appliquez sur une brosse à dent.

Studio Sifaka · 2023-03-15 Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO - BIOGAZ & PLANETE URGENCE

FANADIHADIANA :

Mpamokatra entona fandrehitra ao Mananasy, Soavinandriana i Ricky sy ny fianakaviany. Entona madio, azo tehirizina ary miaro ny tontolo iainana. Ireo akora hita eo an-tanàna (voankazo, ahitra sy taim-biby…) ihany no avadika ho entona. Maimaim-poana. Misoroka ny fampiasana arina fandrehitra sy ny fanapahana ala hoy izy ny firosoana amin’izany. Mitombo isa ireo voasarika hampiasa ity angovo ity ao amin’ny kaominina Mananasy sy any amin’ny tanana hafa ka nanosika an’i Ricky hanangana ny orinasa “Maitso Angovo”.

RESADRESAKA :

Mampahafantatra ireo tetikasa ataony eto Madagasikara manoloana ny fahasimban’ny tontolo iainana ny fikambanana Planète Urgence. Ny famerenana amin’ny laony ireo ala tapia simba ao amin’ny faritra Itasy, izay fonenan’ireo landibe, no isan’ny imasoany. Mampianatra sy mampiofana ireo vondron’olona ifotony hikajy ireo ala koa ity fikambanana ity. Miresadresaka ny momba izany ny tompon’andraikitra iray, Herilaza Thierry.

DIY : Fikafika fanamboarana « dentifrice », tsy mampiasa akora simika. Afangaro ny tanimanga, karibonetra, lohamenaka misy hanitra solila (menthe) sy rano kely, araky ny fatrany avy. Tehirizina amin’ny toerana mangatsiaka. Ahosotra amin’ny borosy nify toy ny « dentifrice » mahazatra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter