COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Fofifa LPV DRA
Les agriculteurs choisissent eux même leurs semences mais la récolte n’est pas assurée

Comment choisir la bonne semence pour une bonne récolte

Reportage 

En plus du changement climatique, l'un des problèmes auxquels les agriculteurs sont confrontés est la détérioration des récoltes chaque année. Nombreuses sont les raisons, mais l'un des facteurs qui dépendent de la qualité du produit est la semence utilisée.

Les agriculteurs ont déjà leurs propres habitudes en ce qui concerne les semences qu'ils utilisent. Il y a aussi des graines sélectionnées et des graines de qualité que nous importons parfois. Nous parlerons de la gestion des semences et de la façon d’accroitre nos productions en prenant bien soin des semences. #Hiakan’ny tontolo

Interview

"Climate School" est un événement pour sensibiliser les jeunes étudiants à l’environnement qui s'est tenu à Mahajanga le 17 et le 18 mars derniers. L'objectif est de planter 10 000 arbres dans 24 écoles de Mahajanga. "Climate School" est une collaboration entre le Ministère de l'Environnement à travers la DIREDD Boeny - Betsiboka et le Ministère de l'Education Nationale.

Astuce

Il est déconseillé de jeter l'huile usagée car elle a des effets néfastes pour l'environnement. Alors, quoi faire de cette huile usagée ? Les détails dans l’astuce du jour.

Studio Sifaka · 2023-04-19 Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO _ CLIMATE SCHOOL - MASOMBOLY

Fanadihadiana

Ankoatran’ny fiovaovan’ny toetry ny andro, isan’ny olana hatrehan’ireo mpamboly ihany koa ny faharatsian’ny vokatra isan-taona. Maro no mety ho antony fa antoky ny fahatsaran’ny vokatra ny masomboly ampiasaina. Efa manana ny fahazarany ireo tantsaha amin’ireo masomboly ampiasainy. Fa misy ihany koa ilay hoe masomboly voafantina sy masomboly raitra, izay hafaran-tsika avy any ampitan-dranomasina mihitsy indraindray. Hiresaka momba ny fikirakirana ny masomboly sy ny hampitomboana vokatra amin’ny alalan’ny fikajiana tsara izany isika ato anatin’ny #Hiakan’ny tontolo.

Interview

Hetsika fanabeazana ny tanora mpianatra hitia ny  tontolo iainana “Climate school”  izay natao tao Mahajanga ny 17 sy 18 martsa lasa teo no natao. Tanjona ny hambolena zanakazo miisa 10 000 amin’ny sekoly miisa 24 ao Mahajanga. Fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovain-jafy amin’ny alalan’ny DIREDD Boeny – Betsiboka sy ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena ary ireo mpiara-mpiombon’antoka ao Boeny ity hetsika “Climate school” ity.

Fikafika

Tsy azo atao ny manarinary fahatany ny menaka avy nampiasaina satria miteraka voka-dratsy eo amin’ny tontolo iainana izy iny. Dia inona indray ary anefa no hampiasana an’iny menaka efa simba iny ? Izay no arahina ato anatin’ny fikafika.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter