COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©elvira987
Bicarbonate de sodium, une poudre au milles vertu

L'élevage et l'agriculture sont les deuxièmes principales activités des foyers malgaches

Reportage

L'agriculture occupe la deuxième place dans le domaine d’activité ménager à Madagascar. Plus de 72 pour cent des ménages élèvent du bétail et la région d'Androy est la première.

Par classement, les régions de l'Ouest et du Nord sont les premières à élever des bovins, tandis que dans la capitale on trouve plutôt des porcs et des volailles. Et les bovins et ovins sont dans le Sud. Deux éleveurs vont nous partager leur mode d’élevage.

Nous allons aussi expliquer ce qu’est l’élevage soucieux de l'environnement.  

Interview

La construction du "Grenier Communautaire Villageois" d'une capacité de cent tonnes dans la Commune de Ranotsara Nord dans le district de Iakora, Fianarantsoa est un grand pas dans la gestion des récoltes surtout lors des périodes de soudure. De nombreux agriculteurs utilisent déjà des techniques de production qui peuvent augmenter le rendement de la récolte. En général, cette dernière atteint cinq tonnes par hectare.

Grâce à la coopération du Ministère de l'Agriculture et de l'Elevage avec les agriculteurs à travers le programme DEFIS, ce point de collecte collectif a été mis en place.

Astuces

En plus de l'huile d'olive et le vinaigre blanc, l'un des ingrédients dont on a toujours besoin à la maison c’est le Bicarbonate de Sodium. Mais quels sont les avantages de son utilisation au jardin ?

Studio Sifaka · 2023-04-26 Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO - FIOMPIANA & TONTOLO IAINANA

Fanadihadiana

Laharana faharoa amin’ny sahan’asa ataon’ireo tokantrano eto Madagasikara ny fiompiana.  Maherin’ny 72 isanjaton’ireo tokantano no miompy ary ny faritra Androy no loha-laharana amin’izany.

Raha sokajiana dia ny faritra Andrefana sy Avaratra no voalohany amin’ny fiompiana omby, ho an’ny eto an-drenivohitra kosa dia ny kisoa sy ny akoho amam-borona ary ny omby sy ny ondry aman’osy any Atsimo.

Olona roa no hizara ny fomba fiompiany amin-tsika.

Ahoana ihany koa izany fiompiana hiaro ny tontolo iainana izany? Arahin-tsika anatin’ny fanadihadiana ny hevitry ny manampahaizana manokana mahakasika ny fiompiana.

Interview

Hanazava mahakasika an’ilay fanorenanana ny toeram-panangonam-bokatra iraisana na ny “Grenier Communautaire Villageois” mahazaka zato taonina ao amin’ny Kaominina Ranotsara Avaratra ao amin'ny distrikan'Iakora, Fianarantsoa isika.

Nohon’ny fiaraha-miombon’antoky ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana amin’ireo tantsaha mpamokatra tamin’ny alalan’ny Fandaharan’asa DEFIS no nananganana an’ity toeram-panangonam-bokatra iraisana ity.

Efa maro ny tantsaha mampiasa teknikam-pamokarana izay ahafahana mampitombo ny voka-bary. Amin’ny ankapobeny dia mahatratra dimy taonina isaky ny hektara ny voka-bary.

Fikafika

Ankoatran’ny menaka olive, ny vinaigitra fotsy sy ny karibonetra dia isan’ireo akora ilaina foana ao an-trano ao. Inona ary ny tombontsoa amin’ny fampiasana ny karibonetra eny an-jaridaina? Izay no atolotra anatin’ny fikafika.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter