COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Dave Fangitse
Le père distrait son fils avant la circoncision. Photo prise à Tsihombe.

«Hasoavana»

Nous entendons souvent le mot «hasoavana » dans la vie quotidienne. En général, ce mot possède deux significations. Premièrement, «hasoavana» désigne la beauté, la grâce, la chance ou bien la fortune. Deuxièmement, «hasoavana» s’emploie pour exprimer la circoncision des petits garçons. Cet événement est considéré par la plupart des malgaches comme un grand festin.  Les détails avec l'orateur, Haja Andriamparany.



Faheno matetika eny amin’ny andavanandrom-piainana eny ny hoe natao «hasoavana». Mizara roa ny hevitra fonosin’io teny io amin’ ny ankapobeny.  Voalohany, ny hasoavana dia midika hatsarana, toe-java-tsoa na fahazoana soa. Faharoa manarak’izay, entina ilazana ny fanaovana didim-poitra ihany koa io teny io. Isan’ny fotoam-piravoravoana lehibe ny hasoavana ho an’ ny ankamaroan’ ny Malagasy. Ny andinindininy miaraka amin’i Haja Andriamparany, mpikabary.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 07 KOZIO AHY - HASOAVANA LUCIANNA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter