« Saronakarona » est un petit panier avec couvercle qu’une jeune fille doit confier à sa grande sœur si la benjamine décide de se marier avant elle. La mariée va mettre dedans quelques-uns de ses objets personnels.
Ce geste peut avoir deux sens. D’abord, une forme d’excuse pour avoir devancé ou outrepassé sa grande sœur. Car logiquement, c’est la grande sœur qui parte en premier pour se marier. Mais ce geste est également une façon de donner sa bénédiction, en lui souhaitant son tour bientôt.
« Saronankarona » : harona kely vita amin’ny rary izy io, izay omen’ny zandrivavy ho an’ny zokiny vavy rehefa lasa hanambady alohany izy. Ataony ao anatiny ao ny kojakojam-behivavy fampiasany tao an-trano.
Misy heviny anankiroa izany fihetsika izany. Endrika fialantsiny ataon’ilay zandriny amin’ny rahavaviny izay nosongonany tamin’ny fanambadiana. Fa endrika tso-drano ihany koa, hilazana hoe « mahaleova mahalasana, mbola hanaraka ny diako ianao ».