COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Studio Sifaka
A Madagascar, l'argot Sosy désigne l'argent.

Kozio ahy: sosy

Sôsy est « une expression argotique malgache des années 90 », d'après Andria Tahirisoa. Issue du terme « pesos » tiré des films mexicains populaire comme Mari Mar, il a été malgachisé. Rappelons que le « peso » est la monnaie nationale du Mexique. Sosy est devenu un référent pour simplifier l'expression. « Cela est encore en vigueur jusqu'à nos jours pour désigner l'argent », selon Andria Tahirisoa.



Sosy, « fitenin-jatovo tany amin'ny taona 90 tany ho any », hoy Andria Tahirisoa, mpikabary no niaingan'ity voambolana ity. Raha ny fandinihany dia nalaina avy amin'ny horonantsary meksikanina nalaza tamin'izany teto Madagasikara, indrindra ny fanononana ny vola hoe peso meksikianina. Ka io nalain'i Malagasy, ary nafohezina tamin'ny fomba fiteny tsy maka sarotra hoe sosy hoy Andria Tahirisoa.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 27 Fandaharana KOZIO AHY SOSY
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter