COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Lennart Wittstock/Pixabay
Mirôdy s'utilise pour dire qu'on recherche un objet qu'on a égaré. 

Mirôdy, argot utilisé par les jeunes de la région nord de Madagascar

Au nord du pays, le terme « Mirôdy » a deux significations. La première fait référence au fait qu'on recherche un objet égaré ; et la deuxième désigne les prostituées ainsi que ceux qui travaillent dans le métier du plaisir charnel, affirme Cerveau Kotoson, enseignant à l’université d’Antsiranana.



Mirôdy, voambolana fampiasa any amin’iny faritra avaratra iny. Misy hevitra roa, voalohany ny hoe mitady, izany hoe entina hilazana zavatra tadiavina mbola tsy hita. Ny heviny faharoa dia ilazana ireo mivaro-tena na mijorojoro eny amin’ny sisin-dalana. Izany hoe raha vao misy olona mampitamby vola ny filan’ny nofo dia iny no atao hoe mirody any avaratra, hoy i Cerveau Kotoson, mpampianatra eny amin’ny anjerimanontolo Antsiranana.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 29 Fandaharana KOZIO AHY MIRODY
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter