«Alako hehy», c'est un terme argotique très utilisé par les jeunes, notamment les jeunes femmes dans le sud de Madagascar. Ce groupe de mots s'emploie souvent pour dire que « on s'en moque de ce que les autres en pensent, amusons-nous bien !». Il est aussi comme un mot de courage pour continuer la vie. Thierry Andrianasolo, un jeune habitant à Fort-Dauphin, nous donne les détails.
« Alako hehy », dia fitenin' ireo tanora fa indrindra ny zatovovavy avy any amin' ny faritra atsimon'i Madagasikara iny. Ampiasaina io andian-teny io hanehoana fa «tsy misy irarahiana izay fiheveran' ny hafa any, aleo manalazy ». Ankoatra izay, teny fankaherezana entina hiatrika fiainana koa izy io. Tanora monina any Faradofay i Thierry Andrianasolo, hanome ny andinindininy mikasika izay izy.