« Andriaky ao masira », est un terme utilisé par les jeunes femmes dans la partie sud. Cette expression vise à souligner une moquerie poussée ou une exagération particulière sur des sujets de discussion, lors de commérages entre filles. Jean Régis Randrianandrasana, animateur événementiel, donne plus d’explications.
Fomba fitenin’ireo zatovovavy any amin’ ny faritra atsimo iny ny hoe « andriaky ao masira ». Teny midika fanarabiana izy io na koa fanatavezana resaka atao mandritra ny takoritsika ataon’ ny zatovovavy. Hanome fanampim-panazavana momba izay Jean Régis Randrianandrasana, mpanentana lanonana.