COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Nalisoa Ravalitera
Nalisoa Ravalitera, écrivain malgache.

Kozio ahy du 13 février 2020 : « Tsy maty voalavo an-kibo »

Les Malgaches utilisent les termes « Tsy maty voalavo an-kibo » dans leur quotidien pour exprimer la soif de vengeance de quelqu’un. La langue malgache est une langue vivante. D’après les explications de l’écrivain Nalisoa Ravalitera, « kibo » ou ventre signifiait cœur dans l’ancienne langue. Le « voalavo » ou « rat » est considéré comme un ravageur ou un rongeur. La combinaison des termes signifie donc « Ravageur de ce qui est dans le cœur ». La personne considérée comme un « tsy maty voalavo an-kibo » est un rancunier qui ne veut que le mal des autres dans le but de se venger.


Fiteny fampiasan’ny Malagasy amin’ny andavanandrom-piainany ny teny hoe « tsy maty voalavo an-kibo ». Teny velona ny teny Malagasy hoy ny mpanoratra Nalisoa Ravalitera. Ny kibo ao anatin’ity fomba fitenenana ity dia fo no tian’ny fiteny taloha holazaina. Ny voalavo kosa dia fantatra fa mpanimba zavatra. Raha atambatra izany dia manome hoe: « Mpanimba zavatra ao am-po ». Rehefa hazavaina ary ny teny dia mpanao hotri-po no dikany ka mitarika hanimba olona na zavatra iray. Ny toetry ny olona tsy maty voalavo an-kibo dia mifono tsy fanajana fifanarahana iray.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter