COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Studio Sifaka
Rovasoa, notre journaliste, pendant la prise de son de Kozio ahy.

Kozio ahy du 10 février 2020 : « Isika izao tahaka ny tolom-besatr’avaratr’Antogona ... »

Le « fihavanana » : une des valeurs de la culture malgache. Pour l'illustrer, nous avons choisi le proverbe «  Isika izao tahaka ny tolom-besatr’avaratr’Antogona : lohataona miray fandry, fararano mifandray tendro ». Cela signifie littérallement, que les Malgaches sont toujours solidaires et unis, dans la joie, le deuil ou la difficulté. Tefinjanahary, orateur et auteur, nous en dit plus dans l'émission "Kozio Ahy".


Ny fihavanana : soatoavina indrahindrain’ny malagasy. Amin’ity androany ity isika ato anatin’ny Kozio Ahy dia hifantoka amin’ilay ohabolana « Isika izao tahaka ny tolom-besatr’avaratr’Antogona : lohataona miray fandry, fararano mifandray tendro ». Raha ny nambaran’i Tefinjanahary, mpikabary sady mpanoratra, io ohabolana io dia manasongadina fa isika Malagasy na amin’ny fotoana sarotra, na amin’ny fotoana mahafinaritra dia miombona sy mifanohana eny foana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter