« Havana raha misy patsa »
Rehefa manana hatokona ny olona iray na hita hoe tafita dia miseho ho havany sy namany ny manodidina rehetra. Fa rehefa tsy manan-katolotra intsony kosa dia ilaozan’ny olona na odian’ny hafa tsy fantatra. Â
Se dit d’une relation par intérêt. Quand quelqu’un se rapproche d’une personne dans le but uniquement d’en tirer profit. La relation s’arrête quand celle-ci ne lui servira plus à rien.   Â