« Tary » est un terme utilisé par les jeunes pour désigner un « jeune homme » soit un « mec » ou un « gars » en registre familier. Utilisé par les jeunes des haut-plateaux, ce terme était déjà utilisé avant les années 2000 et est encore actuellement très présent dans la société, dans les films ou les chansons malgaches.Â
Ny hoe « tary » dia fitenin-jatovo entina hilazà na hoe bandy, na koa tovolahy. Ny tanora eto am-povoan-tany no mpampiasa azy io, ary efa tany alohan’ny taona 2000 tany no efa nampiasà na azy hoy Haja Andriamparany, mpikabary. Mbola ampiasaina eny amin’ny fiaraha-monina eny io fiteny io ankehitriny, na koa eny amin’ny hira na horonan-tsary samihafa eny.Â