Tsy pota ! Ce vocabulaire est utilisé par les jeunes de Moramanga pour exprimer la négation ou encore la non concrétisation d’un événement ou d’une situation, peu importe la circonstance. Qu’il s’agisse d’un échec lors d’un examen, ou bien le fait de ne pas pouvoir assister à un rendez-vous…ils utilisent l’expression « tsy pota » explique Nancle, leader des jeunes.
Fomba fiteny ampiasain’ny zatovo ao Moramanga ao ny hoe « tsy pota ». Ampiasainy amin’ny an-davanandro izy io ary entiny ilazana tsy fahafahana raha ny fanazavan’i Nancle, mpitarika tanora ao an-toerana. Ohatra azo raisina amin’izany ny tsy fahafahana amin’ny fanadinana, tsy fahafahana amina fotoana iray nifanomezana…