Le chien est le meilleur ami de l’Homme, dit-on. Mais est-ce également la réalité à Madagascar ? Découvrons la réponse à cela à travers ces quelques expressions autour du mot chien avec le poète et conservateur de la culture malgache Rado Rakotomalala.
Misy fomba fiteny milaza fa ny alika dia namana akaiky indrindra ny olombelona raha oharina amin’ny biby rehetra. Fa marina ihany koa ve izany eto Madagasikara ? Aleo i Rado Rakotomalala, mpanoratra sy mpandala ny fomban-drazana no hamaly izany ato anatin’ny fanazavana ny fomba fiteny ahitana ny teny hoe alika.