Very jery, tsara jery, tsy misy jery … « Jery » est un mot polysémique? fréquemment utilisé dans le Nord de l’île. Sa signification dépend du contexte dans lequel on s'en sert. Aristide Ravelonirina, membre de l’association des orateurs traditionnels malgaches ou FIMPIMA Antsiranana nous en dit plus dans Kozio ahy.
Mifono hevitra maro ny teny hoe jery arakaraky ny sehetra ampiasana azy. Indro mitondra fanazavana misimisy kokoa momba izany Ravelonirina Aristide, avy ao amin’ny fikambanan’ny mpikabary malagasy na FIMPIMA Antsiranana ato anatin’ny fandaharana Kozio ahy.