Il ne faut pas confondre « être en couple » et « être de simples amis ». Dans la partie Nord de l’île, on utilise un terme spécifique pour éviter la confusion. Il s’agit de « Jirany » qui signifie « ami (e) » ou voisin. Ismael Charif, natif de Vohémar nous explique cela en détails dans l’émission Kozio ahy.
Tsy tokony afangaro amin’ny hoe « mpifankatia » ny « mpinamana». Entina hilazana ny mpianamana any amin’iny tapany avaratry ny nosy iny ny teny hoe « Jirany ». Hitondra fanazavana amintsika mikasika izay ato anatin’ny fandaharana Kozio ahy i Ismael Charif, zanaka Vohémar.