« Hakirity » est un mot utilisé dans le Sud de Madagascar. Ce terme, suivi de gestes sert à exprimer la joie et la gratitude envers les gens qui font des dons ou qui offrent un présent, selon Rehodo Raymond, étudiant en sciences sociales.
Manan-karena voambolana ny Malagasy, anisan’izany ny hoe « hakirity » izay fomba fiteny arahina fihetsika entina hanehoana hafaliana sy fisaorana ireo olona manome zavatra raha ny nambaran’i Rehodo Raymond, mpianatra siansa sosialy. Any amin’ny faritra Atsimo no tena mampiasa ity voambolana ity.