« Mijajika, milay, jojopil » font partie du langage des ados. L’artiste orateur Jean Christian Ravelomanantsoa, dit « Tsik-mehy », nous explique dans Kozio Ahy la vraie signification de ces termes et le choix de leur utilisation selon les contextes.
Re matetika rehefa misy vondrona tanora mifampiresaka ny hoe « mijajika na milay na jojopil ». Hanazava amintsika ny tena dikan’ireo teny fampiasan’ny tanora ireo sy ny heviny ary ny niaviany i Ravelomanantsoa Jean Christian na i Tsik-mehy, mpanakanto mpandaha-teny.