Efa renao ve izany hoe « malailay fonosana » izany ? Raha misy olona miteny anao an’izany dia tsarovy fa mila hatsarainao kely ny fifandraisanao aman’olona.
Io no resahana androany ao anatin’ny fandaharana « Kozio Ahy », hiarahana amin’ny tompon’andraikitry ny fandikana teny sy fikarohana eny amin’ny Centre des Langues Analakely, Oliva Ramavonirina.