COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Artisano
Les écoles incitent les enfants à planter des arbres.

Kozio ahy : « tanora mamboly hazo, antitra manan-kialofana »

Rakotr’ala i Madagasikara fahiny, noho ny filàn’ny olombelona anefa dia nokapaina tsikelikely ny ala ary mihangazana ny tany. Hafatra fampirisihana ny hoe « Tanora mamboly hazo, antitra manan-kialofana » hoy ny mpikabary sady akademisiana, Rasamoelina Maurice. Lava kokoa ny andro iainan’ny hazo iray mihoatra ny olombelona. Noho izany, raha mamboly hazo dieny tanora, iny hazo iny ihany no hanome aloka rehefa antitra.

 


Studio Sifaka · 2020-12-08_Fandaharana-KOZIO AHY-HAZO_PRINCIA

Autrefois, Madagascar était une île verte. Les activités humaines ont, plus tard, réduit les forêts en cendre. Madagascar est alors devenu une île rouge. La durée de vie d’un arbre est, en général, plus longue que celle d’un être humain. L’expression « tanora mamboly hazo, antitra manan-kialofana » signifie que planter un arbre lorsqu’on est jeune nous garantit des feuilles en dessous desquelles nous pourrons nous abriter une fois vieux.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter