« Tapa-tsinay » signifie « être mort de rire » pour un petit rien. L’origine de ce mot provient d’un jeu d’enfant, notamment lorsque les enfants s’amusaient à couper des criquets en deux, explique l’orateur Tahirisoa Justin.
Entina hilazana olona mihomehy avy amina zavatra tsy dia manan-danja loatra ny hoe « tapa-tsinay ». Kilalaon’ankizy fahiny rehefa mamono valala no nangalà na izany hoy ny mpikabary Tahirisoa Justin.