Fampiasa amin’ny fandoavana adidy ny hoe « voatsirambin’ny tanana » rehefa misy fahoriana. Diso anefa io fomba fiteny io raha ny fanazavan’ny mpikabary Barao Mikajy.