"Boribory ny tany" est une expression malgache qui a le même sens que "comme le monde est petit", en français. Mais, ce n’est pas seulement la seule signification de cette expression. Ny Aina Hery Zo Ratsimba, président du FIMPIMA Analamanga nous en dit plus.
Boribory ny tany hoy isika rehefa mifankalala koa ny olona roa na maromaro fantatsika. Tsy izay ihany anefa no ampiasana an’ity fiteny ity. Mitondra fanazavana bebe kokoa ho antsika i Ratsimba Ny Aina Hery Zo, filohan’ny sampana FIMPIMA Analamanga