Maitso ahitra, teny entina hilazana fahasahiranana mandalo.
Ny maitso ahitra dia fotoana fanombohana ny asa eny an-tanimbary.  Vitsy ny vokatra miakatra eny an-tsena  hoy i Rabenirainy Landy, akademisianina. Nanampy kosa i Rasamoelina Jean Maurice, mpikabary fa teraka tao anatin’ilay fomba fiteny hoe Ilay fito ny teny hoe maitso ahitra, ary amin’io fotoana diasahirana kokoa ny tantsaha. Lasa raisina ara-keviny amin’ny ankapobeny ity voambolana ity ka ilazana fa maitso ahitra rehefa andalovam-pahasahiranana.Â
« Maitso ahitra » est une expression malgache qui indique le démarrage de la saison agricole. L’académicien Landy Rabeniary explique que, durant cette période, il y a une baisse dans le rendement agricole. Cette situation met les paysans et les agriculteurs en difficultés financières, selon l’orateur Jean Maurice Rasamoelina. Ce terme a été, par la suite, utilisé pour dire qu’une personne traverse une passe financière difficile.