COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Edelseider
Les « Taolambalo » constituent ce qui reste des ancêtres malgaches.

Taolambalo

Taolambalo est un mot malgache qui signifie reliques. Il vient de l’assemblage de deux mots : taolana qui veut dire os et valo qui indique le chiffre huit. Ce dernier représente la totalité, l’infini. En effet, les « Taolambalo » représentent ce qui reste des ancêtres malgaches. Suivez les détails dans l’émission avec Tsy Avahana, auteur et enseignant de langue malgache.


Studio Sifaka · 2021-01-26 Fandaharana KOZIO AHY - TAOLAMBALO

Avy amin’ny teny hoe taolana sy valo no nahazoana ny taolambalo. Ny isa hoe valo eto dia maneho hafenoana, tsy fahataperana. Ny taolambalo tokoa manko no sisa tavela amin’ireo ray aman-dreny be teo aloha efa lasan-ko razana ka manan-danja tokoa ho an’ny Malagasy. Araho ao anatin’ny fandaharana Kozio ahy miaraka amin’i Tsy Avahana, mpanoratra sady mpampianatra ny teny malagasy, ny mikasika izay.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter