Saramba est un mot issu du dialecte de la partie Est de Madagascar. Ce terme fait référence à la femme ou plus précisément aux jeunes femmes. Il est utilisé comme nom de scène par certains artistes malgaches comme Dhalia Saramba ou encore le groupe Saramba. Les détails avec l’auteur et enseignant en langue malgache, Tsy Avahana, dans l’émission.
Ny teny hoe « saramba » dia teny avy any amin’ny faritra atsinanan’i Madagasikara any izay midika hoe vehivavy, na hoe tovovavy. Ampiasain’ireo mpanakanto sasany avy any amin’iny faritra iny ho anarana an-tsehatra io teny io, ohatra hoe i Dhalia Saramba na ihany koa ny tarika Saramba. Araho ao anatin’ny fandaharana Kozio ahy ny mikasika izay, miaraka amin’i Tsy Avahana, mpanoratra sy mpampianatra ny taranja malagasy.